Rijam-bolana, mba mitsikia!!!
Rédigé le Jeu 07 Juin, 2007 18:17:41 
Raha mba fantatrao
ry iny volana iny
fa misy mila anao
hampody ny fahiny
ry iny volana iny
fa misy mila anao
hampody ny fahiny
'Lay rijam-pifaliana
ambany taratrao,
fisaonana mangina
rehefa tsy eo ianao
ambany taratrao,
fisaonana mangina
rehefa tsy eo ianao
Ny tokotany kianja,
ny voahary manontolo
toa rakotra, milanja
haizina mandolo
ny voahary manontolo
toa rakotra, milanja
haizina mandolo
Zo Lalaina
Allergique à Toi
Rédigé le Ven 01 Juin, 2007 14:22:54 
En ta présence,
Je réspire vite et lourdement
comme une asthmatique en pleine crise
Mes paupières et mes dents picorent télégraphiquement
Mes joues rougissent comme du charbon brûlant
Mon écriture devient spirale
Et ma jupe couve une canicule
Anja Ely latsaka an-tany
Rédigé le Sam 26 Mai, 2007 08:05:12 
R. Anja Ely
27 janoary
17 taona
Malagasy
1.52m - 46 k
Mpanoratra vita amin'ny bozaka
Tia mandeha irery
" Etre poète c'est être une nulle aux yeux du monde,
mais une déesse dans son propre univers "
Zo Lalaina
" Araraoty ny andro anio, izay mitranga hitsikio! "(i Tsyki io)
Rijamalala
" Akimpio ny maso rahefa miresaka amiko,
dia ho fantatrao ny toetrako "
Anjaely
27 janoary
17 taona
Malagasy
1.52m - 46 k
Mpanoratra vita amin'ny bozaka
Tia mandeha irery
" Etre poète c'est être une nulle aux yeux du monde,
mais une déesse dans son propre univers "
Zo Lalaina
" Araraoty ny andro anio, izay mitranga hitsikio! "(i Tsyki io)
Rijamalala
" Akimpio ny maso rahefa miresaka amiko,
dia ho fantatrao ny toetrako "
Anjaely
Sambatra
Rédigé le Ven 25 Mai, 2007 17:21:40 
Sambatra izay feno toy ny masoandro :
Tsy maloka ila toy ny tany
Tsy miova fo toy ny volana
Tsy lasa rano toy ny rahona
Tsy lasa foana toy ny zavona
Tsy lasa faty toy ny velona
Tsy miova fo toy ny volana
Tsy lasa rano toy ny rahona
Tsy lasa foana toy ny zavona
Tsy lasa faty toy ny velona
1
feedback
Aller à la page Précédente 1, 2, 3