permalien Tsyki

Rédigé le Sam 07 Juil, 2007 18:02:52 Ajouter un commentaire
Izy aloha dia toa eto @TG foana foana e!
Mahagaga, misy ny hafany avokoa ny bilôgy rehetra eto
Fisaorana mitafatafa ho an'i Tsyki

"Na bika na endrika
Tena maharendrika
Raha mitsiky i Tsyki
Mambabo mihitsy"

R.


Rajouter un Feedback

  • Nom:
  • Email:
  • Code Anti-Robot:
  • Feedback: