permalien laKile lena . . .

Rédigé le Mer 13 Juin, 2007 15:01:38 Ajouter un commentaire
Mirandrana efatra tsara ny ranjo

Mitrotro ny vatana mivalombalona

Mihintsana tsikelikely ny akanjo

Soa ihany fa maizina, sao misy mialona

Mitady, mitsapa, mahita, kinanjo

Raha teo am-pidirana am-bala ny amalona

Maninona kosa mandrezatra voanjo ! ?



Rajouter un Feedback

  • Nom:
  • Email:
  • Code Anti-Robot:
  • Feedback: