permalien Rijam-bolana, mba mitsikia!!!

Rédigé le Jeu 07 Juin, 2007 18:17:41 Ajouter un commentaire
Raha mba fantatrao
ry iny volana iny
fa misy mila anao
hampody ny fahiny

'Lay rijam-pifaliana
ambany taratrao,
fisaonana mangina
rehefa tsy eo ianao

Ny tokotany kianja,
ny voahary manontolo
toa rakotra, milanja
haizina mandolo

Zo Lalaina


Rajouter un Feedback

  • Nom:
  • Email:
  • Code Anti-Robot:
  • Feedback: